CIFOR–ICRAF publishes over 750 publications every year on agroforestry, forests and climate change, landscape restoration, rights, forest policy and much more – in multiple languages.

CIFOR–ICRAF addresses local challenges and opportunities while providing solutions to global problems for forests, landscapes, people and the planet.

We deliver actionable evidence and solutions to transform how land is used and how food is produced: conserving and restoring ecosystems, responding to the global climate, malnutrition, biodiversity and desertification crises. In short, improving people’s lives.

Zo fananan-tany: Antoky ny fampiasana sy fitantanana maharitra ny tany mifandraika amnin'ny fanarenana ny ala sy ny tontolo manodidina

Ny zo fananan- tany – indrindra fa ny zo fananana ny tany amin'ny fomba nentin-drazana – dia matetika tsy omen-danja amin'ny tetikasa fanarenana ny ala sy ny tontolo manodidina (FLR). Na izany aza, ny rafitra ara-pomban-drazana no mamaritra ny fomba fandraisan’ny olona fanapahan-kevitra mahakasika ny tany. Ity tetikasa ity dia niara-niasa tamin'ny olona avy eny ifotony tany Madagasikara sy Kamerona mba hamolavola fitaovana izay manampy ireo mpisehatra amin’ny FLR manerana an'i Afrika hahatakatra sy hamaha ny olana momba ny zo fananan-tany amin'ny FLR – miaraka amin'ny olona eny ifotony– ary hanorenana tetikasa mifanaraka amin'ny safidy sy fomba fanao izay efa misy eny ifotony.

Other videos you might be interested in